Teny iditra | 1 lozabe |
Singan-teny | 2 loza, be |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] masiaka aoka izany |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3, 1.5] cruel, sévère 6 [1.3] intraitable, méchant, sauvage 7 [1.5] féroce |
Ohatra |
8 Fa niteny indray ny vadiny hoe : "Mijanona ihany re hianao, ry havako, fa lozabe anie ikaky, ka raha miteny izy, dia varatra no mirefotra, sady ny fitoerana any an-danitra koa dia tsy azonao itoerana. [2.69] |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny lozabe io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |