Teny iditra (1/3) | 1 M m |
Sokajin-teny | 2 anarana (eva) |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tarehintsoratra faharoa ambin'ny folo ary renisoratra fahasivy amin'ny abidy malagasy. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] Douzième lettre et neuvième consonne de l'alphabet malgache. |
Mpanahaka | 5 abidy |
Tsanganana sy sary iray takila |
6 Ny abidia |
Lahatsoratra |
7 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
Sary |
|
Teny iditra (2/3) | 10 m~ |
Sokajin-teny | 11 tovona [Fitanisana] |
Teny iditra (3/3) | 12 M m |
Sokajin-teny | 13 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [3.1] marika romana izay milaza ny isa 1.000 |
Voambolana |
15 Matematika: rafitrisa |
Tsanganana sy sary iray takila |
16 Ny isa |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/21 |