Teny iditra (1/6) | 1 ma |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taisaka]
omby 4 [1.1] Feon' ny omby izay somary mitarotaroka no mafy; fitrenan' ny omby. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] the lowing of cattle |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] beuglement des boeufs |
Voambolana |
7 Haibiby: mampinono 8 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) 9 Feo |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 13 mama |
Teny iditra (2/6) | 14 ma |
Sokajin-teny | 15 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.68] [Vezo]
voir mama |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/6) | 19 ma~ |
Sokajin-teny | 20 tovona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
21 [1.7] prefix used to form adjectives and verbs, as : lòto, filth; malòto, dirty; hita, seen; mahita, to |
Fanazavàna teny frantsay |
22 [1.8] prefixe qui forme des adjectifs et des verbes; ex.: loto, saleté; maloto, sale; hita, vu; mahita 23 [1.6] prefixe qui sert à former des adjectifs et des verbes avec des radicaux commençant par une consonne. Madio, propre (du radical dio). Matory, dormir (du radical tory). [maanyan: ma-] |
Teny iditra (4/6) | 24 ma |
Sokajin-teny | 25 tenim-piontanana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
26 [1.19] [Tankarana]
interjection d'admiration. |
Teny iditra (5/6) | 27 ma |
Sokajin-teny | 28 kianteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
29 [1.78] [Sihanaka]
moa |
Teny iditra (6/6) | 30 ma |
Sokajin-teny | 31 mpamaritra (vavy) |
Fanazavàna teny malagasy |
32 [1.4] -ko. Ma soeur, anabaviko, rahavaviko 33 [1.9] -ko. Ma chère, ry malalako |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |