Teny iditra madinidinika (dinidinika (dinika))
Sokajin-teny mpamaritra
Ohatra 
1Ary ny haratsiana madinidinika ataony. [2.59]
2Ny sasany aminy dia somary madinidinika sady mainty kokoa. [2.508]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra madinidinika
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Tsikelikely [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/13