|
|
|
|

Teny iditra 1  dinidinika
Fototeny  2 dinika
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  7 Resadresaka ifanaovana momba ny zavatra anankiray efa voafaritra mialoha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 examen minutieux, affaire sur laquelle on consulte [1.3]
Ohatra  9  dinidinika ambany tafo ihany. [2.245#49]
10  Izany hoe, henoy tsara, fa dinidinika no aposako izao. [2.270#48]
11  Tato aoriana dia nandefa iraka tany Faradofay izy nanatitra dinidinika tamin'ny Frantsay tany. [2.508#119]
12  Mitohy teny ampandehanana mody ka hatreny an-trano ny dinidinika nifanaovana tao am-piangonana. [2.470#19]
Mpanahaka  13  tapatapak' ahitra.
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe dinidinika
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22