Teny iditra | 1 madiofila |
Singan-teny | 2 madio, fila |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Anarana fanasohasoana iantsoan' ny mpihinana azy ny saka |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3][madio fila] (litéralement: qui aime les choses bonnes, surtout les poulets) chat tigré, chat sauvage, kary |
Ohatra |
6 Nony notatahana ny madiofila tao an-tsobiky, indro kary no niporitsaka avy tao. [2.69#] |
Voambolana |
7 Haibiby: mampinono |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |