|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  madio
Fototeny  2 dio
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsisy loto: Aoka hadio ny tranonareo
9 Mazava, azo itarafana: Madio mangalahala ny rano
10 Tsy misy fangarony, tsy misy fahony: Volamena tena madio ity izany ~ Amin' ny fo madio no ilazako izany aminao
11 Tsy misy zavatra azo aniniana: Madio ny eritreritro ka tsy raharahako izay lazainao
12 Foana, lany daholo, mafafa: Nataon' ny tontakely nadio ny tranony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 clean [1.2, 1.7]
14 clear, pure, uncontaminated, free from guilt [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  15 propre [1.8, 1.13]
16 propre, innocent [1.8]
17 pur [1.13]
Ohatra  18  Aiza no hisy lakozia madio? [2.4#10]
19  Maivana sy madio ny rivotra. [2.356#52]
20  Nisarona voaly fotsy madio i Sahondra. [1.280]
Tohi-kevitra  21 maloto
Mpanahaka  22  azo itarafana, 23  mangalahala, 24  manganohano, 25  mangarahara, 26  mangarangarana, 27  mangasohaso, 28  mangatsakatsaka, 29  mangatsohatso, 30  mangoratsaka, 31  manjopiaka, 32  tsy arahin-katina, 33  tsy misy fahofaho, 34  tsy misy loto, 35  tsy misy raorao, 36  tsy misy romoromo, 37  tsisy pentina
Fikambanana  38  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 12 misy ny teny hoe madio
Ohabolana  39  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3) 40  madio
Sokajin-teny  41  anarana
Fanazavàna teny frantsay  42 (merina, surtout dans l'Ankay d'après Grandidier) (de dio : ce qui est propre, net, et au sens figuré : innocent, chaste, comparer au sanscrit : dyu : clarté). Elaeocarpus alnifolius Baker (Elaeocarpaceae). L'amande des fruits est comestible (Grandidier) et peut fournir une huile très claire d'où probablement le nom. [1.196]
Voambolana  43  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3) 45  MAD-IO    
Sokajin-teny  46  anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  47 Madagascar et Îles de l'Océan Indien [3.1]

Fivaditsoratra  48 daomy, 49 dimao, madio, 50 maody, 51 miado, 52 modia

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22