|
|
|
|

Teny iditra 1  madiva
Fototeny  2 diva
Sokajin-teny  3  mpamaritra na tambinteny
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8 Efaho, kely sisa dia... tsy ho ela intsony dia...: Madiva hilentika ny masoandro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 almost, on the verge of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 presque [1.3, 1.8]
11 qui est sur le point de
12 bientôt, prochainement [1.3]
13 sur le point de [1.8]
Ohatra  14  madiva hiakatra any Antananarivo izahay! [2.270#132]
15  fa ny tambitamby efa lany, ary ny fitia efa madiva. [2.69#226]
16  Efa madiva hitataovovonana ny andro vao tena voaomana ny diako. [2.643#155]
Mpanahaka  17  antomotra, 18  tamy

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18