| Teny iditra | 1 madiva |
| Fototeny | 2 diva |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra na tambinteny |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Efaho, kely sisa dia... tsy ho ela intsony dia...: Madiva hilentika ny masoandro.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 almost, on the verge of
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 presque
[1.3, 1.8] 11 qui est sur le point de 12 bientôt, prochainement [1.3] 13 sur le point de [1.8] |
| Ohatra |
14 madiva hiakatra any Antananarivo izahay!
[2.270#132]
15 fa ny tambitamby efa lany, ary ny fitia efa madiva. [2.69#226] 16 Efa madiva hitataovovonana ny andro vao tena voaomana ny diako. [2.643#155] |
| Mpanahaka | 17 antomotra, 18 tamy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18 |
|