|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mahabibo
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry
Fanazavàna teny malagasy  4  Karazankazo izay ny voany fanao amin' ny tombokavatsy mba hahamainty azy [Sakalava] [1.1]
5  (Anacardium occidentale) hazo fonentana, lava misandrahaka ny sampany, lehibe sady mafy toto ny raviny, mavo manopy mena ny voany. Avy any Amerika atsimo ary dia niitatra any amin' ny ankamaroan' ny faritra tropikaly. Ny Arabo no nampiditra azy teto Madagasikara tamin' ny taonjato faha-18, any amin' ny faritra atsinanana sy any avaratra andrefana mafana sy mando no be azy... [1.62]
Fanazavàna teny anglisy  6  the cashew tree; its nut [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  anacardier, produit la noix de cajou koroso [Tankarana] [1.19]
8  l'anacardier; sa noix [1.8]
9  (déformation fréquentes de mabibo). Anacardium occidentale L. (Anacardiaceae). Arbre d'origine américaine, diffusé dans tout l'Océan Indien par les navigateurs portugais. [Sakalava] [1.196]
Tovy hevitra  10  koroso
Tsipelina hafa  11  mabiba, mabibo, mahabiba
Anaran-toerana 
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)14  Mahabibo
Singan-teny  15  mahabibo
Sokajin-teny  16  anaran-tsamirery (haitoetany)
Voambolana  17  Haitoetany: tanàna
Tsanganana sy sary iray takila  18  Fitanisana

Fivaditsoratra  19  Mahabibo, mahabibo, mibaboha, Mahabibo, mahabibo, mibaboha

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/14