Teny iditra mahadifotra (difotra)
Sokajin-teny mpamaritra
Ohatra Tsy ny fidezan' ny lalana ihany no nahasarotra ny dia, fa ny ahitra koa mahadifotra olona. [2.649]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahadifotra
Ny lasa : nahadifotra
Ny hoavy : hahadifotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20