Teny iditra | mahaiza (hay) | |
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mahay | |
Ohatra | Ary ialahy, ry Dera, mba kingà sy mahaiza mihetsika, fa misy zavatra kendreko amin' ialahy amin' izao fahatongavan' izy telo mianaka aty izao.
[2.4] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mahaiza io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |