Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : mahaiza
|
|
|
Ohabolana 1 | Hianao, ry papango didimaso, mahaiza mizaha tena vao manenitra ny olona. [2.415 #4865]
|
Dikanteny frantsay | Regardez vos défauts avant de dénigrer les autres. [2.415 #4865]
|
Fanazavana frantsay | Papangue, oiseau aux yeux chassieux, regarde-toi bien avant de te moquer des autres. [2.415 #4865]
|
|
|
Ohabolana 2 | Mianara mamindra, fandrao bingo ; mahaiza mitsako, sao kenda; misakafoa tsara mba tsy ho reraka. [2.415 #6189]
|
Dikanteny frantsay | Apprenez à marcher pour ne pas devenir bancal ; apprenez à mâcher pour ne pas vous étrangler ; mangez bien pour que vos forces ne défaillent pas. [2.415 #6189]
|
Fanazavana frantsay | En tout, il est nécessaire d' apprendre. [2.415 #6189]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|