|
|
|
|

Teny iditra 1  mahalavorary
Fototeny  2 lavorary
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  7 same as mandavorary [1.2]
8 to accomplish, to carry out, to make perfect [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 accomplir, mener à bonne fin; perfectionner [1.8]
Ohatra  10  Raha misy olona mahalavorary ka mila valiny amin' ny fanjakana, dia izy irery no misondro-boninahitra [2.857#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19