Teny iditra mahamamy (hamy)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay Qui rend doux, qui donne du goût, suffisant pour donner du goût [1.3]
Ohatra 
1ny atao ihany no mahamamy sy mampangidy hoditra. [2.332]
2Izany tokoa no mahamamy ny fiaraha-monina amin' ny samy olombelona mifankahalala toetra sy mifankahazo am-po sy fanahy. [2.470]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31