|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  hamy
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  16 Tsiro tsara toy ny an' ny tantely na ny siramamy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 sweetness, excellence, as of honey. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  18 douceur, comme celle du miel et du sucre: Odre! ity hamin' ny tantely! (Comme ce miel est doux!)
19 suavité, agrément, charmes, délices [1.3#211]
Ohatra  20  no tsy azo naroso intsony, ka hamy hery nisaraka tamin' alahelo. [2.649#]
Fikambanana  21  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe hamy

Teny iditra (2/2) 22  Hamy
Zana-dohateny  23  Sombintantara
Singan-teny  24 hamy, 25 sombina, 26 tantara
Sokajin-teny  27  anarana (lohatenim-boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  28 Andriamangatiana Iharilanto Patrick
Mpanonta printy  29 Takila: 51.

Fivaditsoratra  Hamy, hamy, 30 hima, 31 mahy, 32 miha, miha~

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19