|
|
|
|

Teny iditra 1  mahantra
Fototeny  2 antra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  5 Enti-milaza ny olona tsy manana ny ilaina amin' ny fiainana: Tonga nahantra Rabe taorian' ny nahamay ny fananany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 poor, afflicted [1.2, 1.7]
7 wretched, miserable. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 pauvre, affligé [1.8]
Mpanahaka  9  fadiranovana, 10  faraidiny, 11  Malahelo, 12  mikaforoforo, 13  mikokokoko, 14  miporipory
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22