| Teny iditra | 1 mihamahantra |
| Fototeny | 2 mahantra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny frantsay |
7 s'appauvrir
[1.66] 8 tomber dans la gêne [2.996] |
| Ohatra |
9 Raha mihamahantra ny rahalahinao eo akaikinao, ka mivaro-tena aminao, aza dia ampanaovina asan' andevo izy
[2.996]
10 Raha mihamahantra ny mponina eny an-tanànakely onenan-dRasoa mianakavy, velona ho azy kosa ny tanàna iray tsy lavitra eo manamorana ny lalamby. [2.470#125] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|