|
|
|
|

Teny iditra1  mahantra (antra)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  4  Enti-milaza ny olona tsy manana ny ilaina amin' ny fiainana: Tonga nahantra Rabe taorian' ny nahamay ny fananany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  poor, afflicted [1.2, 1.7]
6  wretched, miserable. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  pauvre, affligé [1.8]
Mpanahaka  8  Malahelo, fadiranovana, faraidiny, miporipory, mikaforoforo, mikokokoko
Lohateny 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny mahantra io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20