Teny iditra (1/2) | 1 maharary |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mahatonga fanaintainana: Maharary izany totohondrin-dRangahy iny izany ~ Maharary ny teninao Tisaroana manaintaina: Maharary ahy ny tongotro ka tsy afaka ho any aho |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] qui cause de la douleur, qui attriste, qui fait mal, comme de tirer les oreilles |
Fototeny | 5 rary |
Mpanahaka | 6 manaikitra, manaintaina, mitsakotsako, manintasinta, manombotrombotra, mangirifiry, mangorintsina mamolivoly, miketriketrika, mangotsokotsoka |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny maharary io |
Teny iditra (2/2) | 13 maharary |
Sokajin-teny | 14 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] qui peut tresser, arranger |
Fototeny | 16 rary |
Fivaditsoratra | 17 iraraham, maharary, maharira, miraraha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/06/05 |
![]() |