Teny iditra mahasasatra (sasatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay Qui fatigue ou peut fatiguer. [1.3]
Ohatra 
1Raha zavatra hahasoa anao anie, anaka, tsy mba mahasasatra ahy [2.324]
2Ary fahaizan-javatra, amy n'izay zavatra toko hatao, tsy dia ny asa mandoto, na mahasasatra loatra [2.59]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahasasatra
Ny lasa : nahasasatra
Ny hoavy : hahasasatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20