| Teny iditra (1/2) | 1 sasatra |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
22 mahatsiaro ny tena ho tsy manan-kery, noho ny asa mafy natao. Sasatry ny asa tany Rakoto ka vao tonga dia nidaboka.
23 Sosotra. sasa-miandry azy aho. 24 Jereo valaka. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 fatigué
[1.3, 1.5] |
| Ohatra |
26 sasa-miandry anareo aho (Je suis fatigué de vous attendre)
[1.3#586]
27 sasatry ny miandry anareo aho (Je suis fatigué de vous attendre) [1.3#586] 28 ary aiza hianao no hahita izay mpandeha tsy mba ho sasatra? [2.131] |
| Tovy hevitra | 29 reraka, valaka, vizana |
| Fikambanana | 30 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 10 misy ny teny hoe sasatra |
| Ohabolana | 31 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 32 sasatra |
| Sokajin-teny | 33 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
34 [Sihanaka] zava-bitsy
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|