|
|
|
|

Teny iditra 1  mahasosotra
Fototeny  2 sosotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mahatonga ho sosotra, manafintohina: Nahasosotra an' i neny aho ka nifona taminy
8 Mahadikidiky, mahasorisorena, manorisory: Mahasosotra ahy izany feomborona hafahafa izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to annoy, to vex [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 vexer, ennuyer, mécontenter [1.8]
Ohatra  11  mahasosotra mantsy ny fako miparitaka etsy sy eroa. [2.442#]
12  mahasosotra izany mifanakalo lamba tamin' iny zazavavy iny. [2.499#]
Mpanahaka  13  mahadikidiky, 14  mahakamo, 15  mahaletra, 16  mahalonilony, 17  maharikoriko, 18  mahasendaotra, 19  mahatezitra, 20  mampandongilongy, 21  vodisetroka
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22