|
|
|
|

Teny iditra 1  mahatanteraka
Fototeny  2 tanteraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  8 pouvoir percer, accomplir, executer, pouvoir executer [1.3]
Ohatra  9  Mba hahatanteraka ilay hira anglisy hoe: [2.583#6]
10  Izy no nahatanteraka ny fampanantenana nataon-dRainitoandro tamin-janany fahiny [2.470#101]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21