Teny iditra mahatratra (tratra)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Atteindre [1.3, 1.5]
 Saisir [1.3]
 Qui peut atteindre, qui peut saisir [1.3, 1.5]
Ohatra 
1Izay lefona mitranga rehetra dia mahatratra azy avokoa. [2.895]
2Niezaka mafy tokoa Ramagozy sao mba mahatratra ahay ny ain-janany. [2.357]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23