|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mahavaly
Fototeny  2  valy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  qui peut répondre, rendre la pareille [1.3]
Ohatra  6  Koa mahavaly tanteraka ny fitondrantena koa ve ny tody? [2.296#72]
7  Fa Ilaidama, hono hoe, Andriana mahavaly fitia toa an' Imboasalama. [2.528#39]
Kamban-teny 
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny mahavaly io

Teny iditra (2/3)10  mahavaly
Sokajin-teny  11  anarana
Voambolana  12  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  13  (nom relevé par Hugon en 1818). Même étymologie que mahavalia « Arbre dont les feuilles viennent six par six par bouquets elles sont cordiales et sentent bon » (Hugon). Non retrouvé. [Tanosy] [1.196]

Teny iditra (3/3)14  Mahavaly
Fototeny  15  maha
Sokajin-teny  16  anaran-tsamirery (olona)
Voambolana  17  Fivavahana, finoana
Fanazavàna teny anglisy  18  The name of one of the old idols. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  19  idole célèbre du pays (autrefois); le dieu des serpents, qui envoyait les serpents [1.3]
20  nom d'une idole honorée comme fétiche national sous l'ancien royaume hova, à l'égal d'Ikelimalaza, Rafantaka, Imanjakatsiroa. Ce fétiche royal, qu'on portait à la guerre, était réputé pouvoir défendre contre le sort ou les maléfices jetés par l'ennemi, d'où son nom qui signifie "qui peut donner la réplique". Il fut détruit par le feu à Ambohitany le 9 septembre 1869 sur les ordres de Ranavalona II. [1.11]
21  (« Celle qui peut répondre » ou « rendre la pareille »). Une des principales idoles royales. Voir Tantaran'ny Andriana vol. 1er, p. 333-335 (Tananarive, 1974). Les serpents étaient ses animaux familiers. Son mpitahiry vendait les ody ou talismans contre les crocodiles. [Merina] [1.196]
Ohatra  22  tsy tia' ny Kelimalaza sy mahavaly [2.48]
Tsipelina hafa  23  ramahavaly, ramahavaly
Tsanganana sy sary iray takila  24  Fitanisana
25  Ny sampy taloha

Fivaditsoratra  26  Mahavaly, mahavaly, Mahavaly, mahavaly

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20