| Teny iditra | 1 mahavoa |
| Fototeny | 2 voa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mahatratra, mahakasika: Tsy mahavoa ahy avy eo ianao
9 Mahazo: Tsy nahavoa ny fandriha nataonao 10 Maharesy, mahafaty antoka: Tsy fitandremana kely foana dia mety mahavoa 11 Mahomby: Tsy mahavoa io mpisolovava io fa ialao [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 to strike; to hit the mark; to wound
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 atteindre le but, atteindre la cible; blesser, tuer
[1.8] |
| Mpanahaka | 14 mahavoafady |
| Fikambanana | 15 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe mahavoa |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 17 mahaova, 18 mahavao, mahavoa |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|