Teny iditra mahay mitondra tena
Singan-teny mahay ; mitondra ; tena
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny olona mendri-toetra tsy mba manaraka ny fitondran-tena ratsy ara-nofo, ny fimamoana s.n.s [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18