Teny iditra | mahery loha | |
Singan-teny | mahery ; loha | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Madi-doha sy be kiry ary sarotra ifampiraharahana sy ifanarahana [1.1] | |
Mpanahaka | maheriloha | |
Fivaditsoratra | maheriloha, mahery loha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |