Teny iditra mahery vaika
Singan-teny mahery ; vaika
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mitovitovy amin' ny mahery setra ihany, saingy mafy fihetsika avy hatrany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Dominant, overpowering [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qui domine, qui s'impose par la force [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01