|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mahery vintana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  ilazana ny olona manoto ray aman-drehy na rahalahy na anabavy, izany hoe maty alohany avokoa ireo havany ireo [1.1]
Singan-teny  4  mahery, vintana

Fivaditsoratra  5  mahery vintana, mahery vintaña, mahery vintana, mahery vintaña

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01