Teny iditra | 1 mahonena |
Fototeny | 2 onena |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mampangoraka, mampalahelo [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to cause distress, as the sight of one in pain, etc.; to afflict, to depress. [1.2] 6 to make one feel sorry for a person [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 qui attendrit [1.3, 1.8] 8 qui impressionne [1.3] |
Ohatra |
9 Hitany sy fantany fa mahonena ny fiafarany, izany no hamelany heloka amin-kalalaham-po. [2.996] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 13 mampalahelo, mampangoraka, mahongena, mafiraina, mahory, mahahontsa, mampitsetra, mampangoraka aty, mahavaky fo, mampamelovelo ny fo, mampiondri-panahy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |