|
|
|
|

Teny iditra 1  onena
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  6 Mangoraka, malahelo, miombona alahelo amin' ny olona ory na mijaly: Onena an' io mahantra io aho hany ka manome volakely azy isaky ny mandalo eo aminy
7 Hetsehim-po: Onena daholo ny olona nandre ny lahateniny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 low-spirited, dejected. It governs the accusative case. [1.2]
9 to feel sorry for someone [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 Impressionné, attendri, qui ressent de la compassion, ému: Onena azy ory aho (Je suis attendri par ses souffrances) ~ Onena aho nandre izany laha-teny izany (J’ai été ému en entendant ce discours) [1.3]
11 avoir pitié [1.8]
Ohatra  12  onena ny fahadalako izy. [2.471#28]
13  onena anareo aho, hoy izy nihatsaravelatsihy, nefa atao ahoana moa fa izany no lalàn' ny tany [2.5]
Voambolana  14  Ontam-po
Mpanahaka  15  antra, 16  hontsa, 17  malahelo, 18  mamelovelo, 19  mangora, 20  mangoraka, 21  mangotika, 22  manotika, 23  mifaditrovana, 24  mitse, 25  mitsetra, 26  ngoaina, 27  toro

Fivaditsoratra  28 Enòna, onena

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22