|
|
|
|

Teny iditra1  mampangoraka
Fototeny  2  horaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  émouvoir, toucher, exciter la compassion: Mampangoraka ahy ny fahorianao (Vos souffrances me touchent) [1.3]
Ohatra  6  Ireniny oriory no mampangoraka azy kely, ka anambatambazany azy sy ipetrapetrahany eo akaikiny, na dia vetivety ihany aza. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20