|
|
|
|

Teny iditra1  mai-molotra
Singan-teny  2  maina, molotra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  kivy fa diso fanantenana na lampan' ny hanoanana [1.1]
Ohatra  5  Nony efa tsy nahafanta-tra, dia nisafo loha, sady maimolotra foana teo no niteny tsilemilemy hoe : "Tsy fantatro velively, tompoko!" [2.69#]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29