|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  molotra
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Ireo nofo matevina ambony sy ambany amin' ny vava mandrakotra ny nify: Aza manao toy ny molotra; tezitra vao mifanatona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 the lips [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 lèvre [1.3, 1.8]
Ohatra  9  Io izy, hoy Katy nanondro molotra. [2.470#64]
10  Efa teo amin' ny molotro ny fiaikem-pitiavana, saingy tsy fantatro izay antony nitelemako azy indray. [2.471#22]
11  Ary ny molotrao ihany no mamely anao. [2.996]
Voambolana  12  Haiaina
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 
Fikambanana  26  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 18 misy ny teny how molotra
Ohabolana  27  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 28  molotra
Sokajin-teny  29  anarana
Haiendriteny 
30  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  31 Sisina: molobilany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  32 the rim of a kettle, etc. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  33 lisière, rebord [1.3]
34 rebord d'une marmite, etc. [1.8]

Fivaditsoratra  35 lomotra, molotra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21