|
|
|
|

Teny iditra1  maimbo raikona
Singan-teny  2  maimbo, raikona
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny fofon' ny taolana na tandroka voadotra
afa-baraka
enti-milaza toerana andrenesana fofon-javatra may
Ohatra  5  maimbo raikona eran'ny trano! [1.223]
6  Raha miara-monina amin'ny malahelo, aza dia manao maimbo raikona loatra fa malahelo ny miara-monina. [2.298]
7  maimbo raikona noho ny fatim-bolo nodorana no nanampy ny fofon-tsetroka tao an-trano, ary ny zanany mitentina arina no tsinjony mitokelakelaky ny hehy eo ampofoan-dreniny. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07