| Teny iditra | 1 maintimolaly |
| Singan-teny | 2 mainty, 3 molaly |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
6 tranainy
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 [mainty molaly] ancien et respectable
8 les anciens élèves 9 action de fertiliser le sol [1.5#198] |
| Ohatra |
10 Ka mazotoa rniasa, haha-maintimolaly ny tany tsy hitrangan' ny mosary intsony.
[1.436#]
11 Andrianaivoravelona hisakafo tany an-tranony, teny Faravohitra, ny mpivavaka maintimolaly. [2.649#] |
| Tsipelina hafa | 12 mainty molaly |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | maintimolaly, 14 mainty molaly |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|