| Teny iditra | 1 maizimaizina |
| Fototeny | 2 maizina |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
6 manjombonjombona
7 an-tsokosoko: Tetika maizimaizina [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 un peu obscur, le commencement de l'aurore, la fin du crépuscule
[1.3] |
| Ohatra |
9 maizimaizina vao tafakatra ny renivohitra izy ireo
[2.470]
10 Tsy laviko fa nisy tetika maizimaizina ihany ny tsy nijanonako ela tao Parisy [2.471] 11 Saika isan'andro vao maizimaizina, nisy poa-basy re tany ambany antsinanan'Ambatondrazaka [2.472] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|