Teny iditra maizin-kitroka
Singan-teny maizina ; kitroka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy Thick darkness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Obscurité profonde [1.8]
Ohatra 
1Efa maizin-kitroka ny alina vao taitra aho. [2.643]
2Na dia mainty sy maizin-kitroka aza ny alina, dia mbola miavaka amin' ny lanitra ihany ny tany [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/02