|
|
|
|

Teny iditra1  Makoa
Sokajin-teny  2  anaram-poko
Voambolana  3  Tantara: firenena
Fanazavàna teny malagasy  4  Masombika (anarampoko vahiny iray avy atsy Afrika tonga teto) [1.1]
Ohatra  5  Teo anilan'ireo Tompon-tany ireo no niavian'ireo makoa [2.606#29]
6  Olona maro karazana no mponina tao Mojanga, dia Sakalava, Hova, makoa, Arabo, Karana [2.649#1034]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny Makoa io
Tsanganana sy sary iray takila  8  Tenim-pirenenana

Fivaditsoratra  9  akoma, amako, amoka, kaomà, koama, Makoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21