Teny iditra | 1 malaladalaka |
Fototeny | 2 malalaka |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] rather wide; fig. not very busy, having a convenient time, having a respite, at leisure |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] duplicatif diminutif de malalaka |
Ohatra |
6 ny tao anatiny kosa anefa dia malaladalaka ihany, sady voalamadamaka mba hitovitovy tantana ny fanambaniny. [2.357#] 7 ambany atsimon'i Vatove somary andrefana kely, dia misy tany marina malaladalaka, misy vato vaventy tsirairay ny ilany atsimo. [2.588#] 8 Nony nadeha kelikely, ka efa tokony ho tonga tao afovoan' ny nosy izahay dia nahatsinjo toerana toa malaladalaka noho ny manodidina. [2.471#] |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |