Teny iditra malala-tsaina
Singan-teny malalaka ; saina
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: manan-tsaina ~ tery saina
Ohatra Nifanohitra be ihany teo ny Grika malala-tsaina nitady fandrosoana sy ny vahoaka tatsinanana nitana mafy ny fankatoavana ilay andriamani-bavy. [1.38]

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/11