|
|
|
|

Teny iditra1  malomaloka
Fototeny  2  maloka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4  sombre, nuageux, ombragé, où il y a de l'ombre [1.3]
Ohatra  5  nefa kosa ny lanitra nosaronan'ny rahona maintibe, ka malomaloka ihany ny andro. [2.324]
6  Naka hery kely indray mandeha anefa I zandrilahy ka namaly tamim-peo malomaloka hoe: [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20