|
|
|
|

Teny iditra 1  mamabo
Fototeny  2 babo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Maka ho babo: Tsy nitsahotra namabo ilay mpanjaka nandresy tamin' ny tanàna rehetra nolalovany
9 Mandroba, mangalatra: Jiolahy no traira namabo tao Antsaha
10 Maka ho onitsa, manosy: Ny fanjakana no namabo ny fananan' ireo tratra nikomy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to capture, to seize as prey, to take captive, to carry off as spoil. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12 Capturer, confisquer, piller [1.3]
Ohatra  13  Toy ilay mamabo jorery : ny feony mameno lohasaha; [2.69#]
14  nefa ry zalahy any mamabo, fa isika tsy mahazo na inona na inona. [2.324#]
Tsipelina hafa  15 mambabo
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22