|
|
|
|

Teny iditra (1/6) 1  babo
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  17 olona resy an' ady ka entin' ny mpandresy manaraka azy toy ny fananany mihitsy
18 zavatra na fiadiana na entana, azo tamin' ny ady ka naniary fananan' izay nahazo azy; na zavatra nangalarin' ny mpangalatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19 booty, captives [1.2, 1.7]
20 spoil; plunder of any kind. See sambotra and toha. [Swa. Babua, root of verb to strip off.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  21 prisonnier de guerre, butin [1.3, 1.8]
22 capture, les biens confisqués [1.3]
Ohatra  23  Ento daholo ny babo rehetra! [2.324]
24  Betsaka ny babo, babo olona betsaka, ary ny omby betsaka koa nentin' ny vahoaka. [2.48]
Mpanahaka  25  sambobelona
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/6) 27  babo
Sokajin-teny  28  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  29 [Antesaka] mora vidy [1.78]
30 Resy, azo tanteraka: Babon' ilay zazavavy ny fony ka tsy nahapetraka izy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  31 [Antesaka] bon marché [1.82]

Teny iditra (3/6) 32  babo
Sokajin-teny  33  anarana
Fanazavàna teny malagasy  34 [Sihanaka] omby torahin-defona vonoina raha mpanankarena no maty [1.78]

Teny iditra (4/6) 35  babo
Sokajin-teny  36  anarana
Fanazavàna teny malagasy  37 [Antemoro] toko; fizarana lahatsoratra [1.78]

Teny iditra (5/6) 38  babo
Sokajin-teny  39  anarana
Fanazavàna teny anglisy  40 a twining plant with a large succulent root, which is eaten by the Sakalava to quench thirst. Dioscorea (?) sp. Also called bemandry. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  41 [Mahafaly] (au sens figuré : qu'on se procure facilement, à bon marché).
42 Dioscorea trichopoda Jum. & H. Perrier (Dioscoreaceae). Tubercule comestible [1.196]
Voambolana  43  Haizavamaniry: ahitra
Tsipelina hafa  44 baboha
Tovy hevitra  45 bemandry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (6/6) 47  babo
Sokajin-teny  48  anarana
Fanazavàna teny frantsay  49 (de babona, le na final ne se prononçant pas dans plusieurs dialectes de la côte Est). Nom de plusieurs végétaux produisant du latex :
50 [Betsimisaraka] Mascarenhasia arborescens A.DC. (Apocynaceae) fournit un bon caoutchouc.
51 [Tanala] Mascarenhasia macrosiphon Baker (Apocynaceae) fournit aussi un bon caoutchouc.
52 [Taifasy+Taisaka] Euphorbiaceae indéterminée. Arbre à latex abondant et très caustique. Référence Boiteau 2114 (1970). [1.196]
Voambolana  53  Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  babo, 56 boba

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22