|
|
|
|

Teny iditra 1  mambabo
Fototeny  2 babo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 (mitovy amin' ny hoe Mamabo, fa fanampiny kosa, azo ampiasaina amin' ny hevitra an' ohatra izy ~ Mahatarika izaitsizy, maharenoka, mahasarika mafy: Nambabo ny fony ny teny sy ny tenan' ilay nikabary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to capture, to seize [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 capturer [1.3, 1.8]
11 confisquer, piller [1.3]
12 saisir [1.8]
Ohatra  13  Fisainana lalina no mambabo azy mianaka, samy tsy nisy nihetsika ao avara-patana. [2.470#]
14  Ny kintana alinalina, mambabo ny fanahy, Mandravaka ny alina, Manetsiketsika ahy! [1.263#]
Tsipelina hafa  15 mamabo

Fivaditsoratra  16 ambomba, mambabo, 17 mambobà, mamboba

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19