|
|
|
|

Teny iditra 1  mamafy
Fototeny  2 fafy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Antesaka] manao fafy [1.78]
9 Manapariaka voa mba hilevina ao anaty tany ka hitsimohany: Izay namafy voa tsara dia hioty voa tsara
10 Manely hatraiza hatraiza: Randria no mamafy izany hevi-diso izany
11 Mandanilany foana, mandany an-tetiny: Mamafy vola amin' ny zavatra tsinontsinona io lehilahy io [1.1]
12 manaparitaka na mametraka ny ambioka ao anaty tany [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  13 to sow, to scatter, to disperse, to disseminate. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  14 semer [1.13]
Ohatra  15  Ny Zokiolona rehetra, dia tsy maintsy samy mamafy rano daholo. [2.245#]
Voambolana  16  Toe-karena: fambolena
Tovy hevitra  17 mampiely, mampihahaka, manahaka, manapariaka, manaparitaka, manely
Fikambanana  18  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe mamafy

Fivaditsoratra  mamafy, 19 mifama

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22