| Teny iditra (1/2) | 1 mamaha |
| Fototeny | 2 vaha |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 manaboraka: Mamaha vona
9 manala fatorana: Mamaha alika 10 manatsoaka: Mamaha zaigrafy 11 manapaka (fanekena): Iza tamintsika àry no namaha ny fanekena voalohany [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 détacher, délier, effiler un tissu
13 figuré: rompre une convention [1.3] |
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mamaha |
| Teny iditra (2/2) | 15 mamahà |
| Fototeny | 16 vaha |
| Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamaha [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 18 hamama, 19 mahama, mamaha, mamahà |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|