|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mamaka
Fototeny  2 faka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Maka faka: Efa mamaka ity zanakazo ity ka aoka tsy hafindra intsony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to root, to send forth roots; to go to the bottom of a thing in making inquiries or in learning. [1.2]
10 to take root [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 prendre racine [1.8]
12 (toute l'île) (de faka : racine d'une plante). Verbe : prendre racine, s'enraciner pour une bouture ou un jeune plant. [1.196]
Ohatra  13  Nefa dia avy amin' ny fiainan' izy ireny sy ny tolona ataony no miampita ny Vaovao Mahafaly izay mamaka any amin' ny fo sy fanahy. [1.369#]
Voambolana  14  Haizavamaniry

Teny iditra (2/2) 15  mamakà
Fototeny  16 faka
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamaka [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  18 makama, mamakà, mamaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18